|
|
|
|

Teny iditra1  tsy mifanerana
Sokajin-teny  2  anarana
Ohatra  3  [2.131] fa mitomany zaza tsy ary
fa fitia tsy mifanerana
sy eritreritra tsy mifanena
ary fitia tsy mifandanja

4  [4.27] Ahitana fandaniam-bola mihoa-pampana mitombo hatrany ny fampielezan-kevitra eto Madagasikara ka tsy mifanerana velively na amin’ny harem-pirenena na amin’ny haren’ny mponina.
Singan-teny  5  tsy, mifanerana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07